None of them
Ambondrona – Tsy Adala Aho (Chords) Nataon'i Nicolas RAPIERA www.ambondronasite.com It's the same chords until the bridge and the end. Intro: G - Am - C - Am G Am Sao heverinao ho adala aza aho C Am Leo miandry anao G Am Toa tsy hohaiko intsony ny mitana C Am Ilay fitiavako taloha. (in-2) G Am Izany foana ve no hiainako C Am Rehefa eo ianao ? G Am Sao kosa ary neninao C Em Ny nahita ahy ? Tsia sanatria ny lany manja Izay niarahana hatrizay Tofoka loatra aho, leo anao Ka ny miala sisa no azo atao Izany foana ve ny hiainako Rehefa eo ianao ? Sao kosa ary neninao Ny nahita ahy ? Bridge: G-Am-C-Am Tsy zakanao Raha miresaka ny ataonao Ka aleo hijanona eo F'izay vita aleo hivalona ho tantara Manavao indray no mety Izany foana ve ny iainako Rehefa eo ianao ? Sao kosa ary neninao Ny nahita ahy ? Rehefa eo ianao... Sao kosa ary neninao ny nahita ahy ? Sao heverinao ho adala aza aho ?
If you can not find the chords or tabs you want, look at our partner E-chords. If you are a premium member, you have total access to our video lessons.
If you find a wrong Bad To Me from Ambondrona, click the correct button above.